1 Message de Maître Saint Germain du mois d'Avril 2015
MStGermain 05.04.2015 en Malagasy

Madagascar, le Groupe Paysans : c’est parfait. C’est leur dévotion à Christ qui fait le Rayonnement. Ils n’ont plus rien à apprendre qu’à ÊTRE et vivre leur Foi dans la Joie. C’est cela le Rayonnement du Soleil Spirituel de Madagascar. Ils portent le Nouveau, mais c’est Jean-Jacques qui en est le moteur, le centre, Notre délégué divin. C’est grande Joie pour Nous. MJ-SL
JJA à SL;
jean jacques
Traduction de Jean-Jacques en Malagasy
www.clefsdufutur-france-afrique.fr/news/affirmez-le-nouveau/
Clefsdufutur-05.04.2015- MSt Germain
Efa mikaraka ny ho Avy ho anareo izahay. (Mpiaramiasa @ Krsity)
Efa nametraka anareo eo @ lalàn’ny fiainana ho avy izahay.avy @ fahazahoana ny dikan’ny HERY avy @ Andriamanitra, izay miasa eto an-tany,ho fahombiazan’ny lamina sy drafitra napetrak’ i Kristy ho amin’ny tany.Ary hitanay fa manomboka mitrohatra ny olombelona,ny zavatra rehetra, ireo ady samihafa miseho aran-tany ;ka mitarika ny fanoherana amin’ny fahavononana hasehon’ny olombelona hanohitra ny herin’ny fahefana aranofo sy materialy izay manapotika ny tany sy ny olombelona.Miharatsy isan’andro ny fiainan’ny zanak’olombelona, ary avy @ fijoroan’ireo manana FINOANA sy MIASA ary MANARAKA ny LAMINA SY DRAFITRA NAPETRAK’ I KRISTY,dia hanome ainga vaovao sy anjara masoandro vaovao ho an’ny tany.
Tena sahirana mihitsy @ fanampiana ny olona hametraka ny fandriampahalemana eto an-tany.
Amin’izao fotoana ,ao @ HAZAVANA sy FAHAMASINANA ao @ HERIN’ I KRISTY , volana fenomanana Alahamady(pleine lune de bélier),PASKA, dia tokony hitsangana avokoa ny olona rehetra ary hihetsika avokoa.Tena andro tsara izao fety Paska izao.Tena fotoana lehibe sy manandanja tokoa.Ary amin’izao fotoana izao na tsy hisy intsony izany fihetsehana hifoha izany.Tena mamporisika antsika hanatanteraka ny asa masina an’ny lamina sy drafitra napetrak’i Kristy izahay,amin’ny fanomezana aina ny fanahy sy ny fon y olombelona @ ireo hafatra alefanay,eny mihoatra izany aza ny asa fanairana omena ny olona,manome hery sy tanjaka ny tsara sitrapo miasa ho amin’ny ho avy tany sy ny olombelona izany.Tena ahazo fanampiana sy tosika ireo miasa ho an’i Kristy araka izay sahaza sy mety @ asa hataony. : na ny olona hanampy an’i Kristy na ny olona tsy hanao izany. ;tsy ekena ny manao andrakandrana eto.Na isika manaiky ny lamina hapetraky ny tompo, na isika tsy mandà izany ;izay ihany.Tena fahatokisana tanteraka eo @ asa tompo fa tsy misy izany manome kely izany @ fanampiana asan’i Tompo.Tena tonga eo @ ady farany izay ten maharary sy mangirifiry ny olombelona isika zanak’olombelona ; ary izany no mahatonga ny olona hanohitra ny tsy rariny misy eto an-tany satri tafiditra ao anaty fandrika sy fitaka marobe ny olona.
Mivondrona ianareo.Mandraisa ampinga sy mivonona hiady hatramin’ny farany handresy ireo MATY FANAHY sy tian y filàna ratsy eto an-tany, izay manapotoka ,ary manan-kevitra ny hanapotoka ny tany sy ny olombelona mihitsy.Ary mivonona ny hiady mandrampahatongan’ny fahafatesana ao @ Kristy izay hatramin’ny fara-fofonaina mihitsy raha ilaina izany, satria miady ny mahasoa sy ny hoavy ny tany miaraka @ KRISTY ianao.
Na koa ho faty ihany ianao, fa ho faty ao anaty nenina tsy mba nanampy sy nanavotra ny mpiara-belona taminao ,izay hanagana ny ho avy ny taranaka eto an-tany.
Dia izany no zavamisy amin’izao andro Paska izao (PL de Bélier)
Mba ho ny herin’ny fahamasinana sy hazavana ao @Kristy izay nametraka ny lamina rehetra ho an’ny ho avy tany( tany sy lanitra vaovao) hanosika antsika hamita ny adidy voarakitra hoan’ny olombelona eto an-tany :HAVOTY NY OLOMBELONA SY NY TANY.
Harovy ny mpiara-belona aminao rehetra sy ny tany.Mizara miaina ao @ fiainana ara-drariny, ary hamafiso @ asa an’i Kristy izany.Haazo fanampiana ianao @ izany asa hataonao izany,ary tena araka izany tokoa.Mandre anareo izahay fa ny FANDRESENA DIA HO AN’NY MARINA SY NY MIKATSAKA NY RARINY AO @ KRISTY ; anareo ny manao sy mametraka izany sy manatanteraka ny asa eny @ fiarahamonina.Tonga ny fotoana HIFOHAZANA ARA-PANAHY AO @ KRISTY IZAO HO AN’NY ZANAK’OLOMBELONA : ilay OLONA FANAHY( fanahy no olona hoy ny ntaolo Malagasy) fa tsy ilay OLONA VATANA SY SAINA AKORY.
Efa homena anareo ny fitaovana rehetra ahafahanareo manao izany FIFOHAZAM-PANAHY izany,ampiasao izany ho famonjena ny olona rehetra.
Izany no hitondra ny fandriampahalemana sy ny ho avy ny tany rahatrizay !
Eo anilanareo mandrakariva izahay ( Mpampianatra miaraka @ Kristy sy ny Anjely rehetra ), indrindra izaho M. St GERMAIN izay manome sy mampita ny toromarika sy torohevitra rehetra hametrahana ny fandriampahalemana aingana.Efa ato amin’ny fanavaozana ny tany sy ny olombelona isika izao,hamafiso @ asa izany.
MStG-SL, 05-04-2015
NY HAFATRA AN’I KRISTY NO LEHIBE INDRINDRA SY VOALOHANY
En savoir plus : https://www.clefsdufutur-france-afrique.fr/news/mstgermain-05-04-2015-en-malagasy/